𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗜
- Resy lahatra ve ianao fa ilaina ho fampandrosoana an’i Madagasikara ny fanjakana tsara tantana sy ny fitandroana ny fahitsiana?
- Tia mijery sy mikirakira ary mankafy video na Tik Tok ve ianao ?
- Manana hafatra maro hozaraina amin’ireo lohahevitra ireo ?
- Tia mifaninana sy miatrika haika na fanamby ?
NATAO HO ANAO ITY FIFANINANA ITY
- Fifaninana mamokatra horonantsary fanentanana (latsaky ny 3 minitra)
- Mivoy ny lohahevitra “fanjakana tsara tantana” na “fahitsiana”
- Misokatra ny 1 novambra ary mikatona ny 20 novambra 2021
- Olon-tokana na vondron’olona no manatontosa, milalao ary misoratra anarana amin’ny fifaninana
- Amin’ny teny malagasy na amin’ny teny frantsay
INONA AVY IREO DINGANA HO LALOVANAO ?
- Mamokatra ny horonantsary format MP4 latsaky ny 3mn
- Mandefa izany amin’ny adiresy mailaka : tiktok@csi.gov.mg na video@csi.gov.mg miaraka amin’ny anaran’ny olona na vondron’olona mandefa azy (1 ka hatramin’ny 20 novambra 2021
++++++++++++
𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗩𝗜𝗗𝗘𝗢 𝗦𝗨𝗥 𝗟𝗔 𝗕𝗢𝗡𝗡𝗘 𝗚𝗢𝗨𝗩𝗘𝗥𝗡𝗔𝗡𝗖𝗘 𝗘𝗧 𝗟’𝗜𝗡𝗧𝗘𝗚𝗥𝗜𝗧𝗘 𝗢𝗥𝗚𝗔𝗡𝗜𝗦𝗘 𝗣𝗔𝗥 𝗟𝗘 𝗖𝗦𝗜
- Es-tu convaincu que la bonne gouvernance et l’intégrité est un pilier du développement pour Madagascar ?
- Es-tu passionné(e) de vidéo ou de Tik Tok ?
- As-tu des messages à faire passer sur ces thématiques ?
- Aimes-tu concourir et te lancer des défis ?
CE CONCOURS EST FAIT POUR TOI
- Concours de production de vidéo de sensibilisation (moins de 3 minutes)
- Portant sur les thèmes : « bonne gouvernance » ou « intégrité »
- Ouverture le 1 novembre et clôture le 20 novembre 2021
- A titre individuel ou en groupe pour le tournage, la production et l’inscription pour le concours
- En langue malgache ou française
QUELLES SONT LES ETAPES A RESPECTER ?
- Production de la vidéo au format MP4
- Envoi de la vidéo a l’adresse e-mail : tiktok@csi.gov.mg ou video@csi.gov.mg avec en objet et dans le corps du mail le nom de la personne ou du groupe auteur de la vidéo
Osons la bonne gouvernance